Malagasy words for travel
Malagasy to English Dictionary: Words, phrases, translations: Introductions | Food | Accommodations | Travel | Communications | Shopping | Money | Health | Bureaucracy | Weather | Nature | Animals | Plants | Politics | Emergency | Time | Measures | Numbers
| Where can I take the plane to [DESTINATION]? | Aiza ny fakana ny raoplanina mankany [DESTINATION]? | |
| The plane/boat/bus is delayed | Tara ny raoplanina/sambo/bus | |
| The plane/boat/bus is canceled | Tsy mandeha ny raoplanina/sambo/bus | |
| I want to go to [DESTINATION] | Saika ho eny [DESTINATION] aho | |
| I want a ticket to [DESTINATION] | Bie mankany [DESTINATION] iray. | |
| One-way ticket | Bie mandroso | |
| Return ticket | Bie mandroso sy miverina | |
| How long does the trip take? | Maharitra haririana ny mankany [DESTINATION]? | |
| flight | vol | |
| domestic flight | vol interieur | |
| Is there a flight to [DESTINATION] today? | Misy raoplanina mankany [DESTINATION] ve anio? | |
| When is the next flight to [DESTINATION]? | Rahoviana ny raoplanina manaraka mankany [DESTINATION]? | |
| Taxi fare (always ask the fare before getting in] | saran-dalana,frais ana taxi | |
| I am going to [DESTINATION] | Ho eny [DESTINATION] aho | |
| How long will it take? | Adiny firy ny mankany? | |
| How much does it cost? | Ohatrinona ny mankany? | |
| Have you got change? | Manana madinika ve ianao? | |
| Where do you want to go? | Aiza no tianao aleha? | |
| I would like to go to [DESTINATION] | Saika ho eny [DESTINATION] aho | |
| I would like to see the [DESTINATION] | Te-hahita ny [DESTINATION] aho | |
| Where is the [DESTINATION]? | Aiza no misy ny [DESTINATION]? | |
| How much is the entrance fee? | Ohatrinona ny fidirana? | |
| When can I visit the [DESTINATION]? | Rahoviana no azo jerena ny [DESTINATION]? | |
| I would like to go into the forest | Te ho any an'ala aho | |
| I would like to visit a nature reserve | Te ho any amin'ny reserves naturellets aho | |
| I would like to go to the beach | Te ho any amoron-dranomasina aho | |
| Is it far from here? | Lavitra eto ve izany? | |
| Can we walk there? | Tonga tongotra ve any? | |
| I would like to go for a walk. | Te-hitsangatsangana aho | |
| How do I get to [DESTINATION]? | Ahoana no hahatongavako any [DESTINATION]? | |
| beach | amoron-dranomasina | |
| bridge | tetezana | |
| building | trano | |
| church | fianagonana | |
| city center | ville | |
| coast | amorontsiraka | |
| garden | zaridaina | |
| guide | gida | |
| hospital | hopitaly | |
| island | nosy | |
| lake | lac | |
| market | tsena | |
| mountain | tendrombohitra | |
| museum | musee | |
| river | renirano | |
| school | sekoly | |
| sea | ranomasina | |
| tomb | fasana | |
| university | oniversite | |
| rural area | ambanivohitra | |
| waterfall | riana | |
| zoo | zoo | |
| car | fiara,fiarakodia,tomobilina,taomobily | |
| deposit | avansa | |
| gas | lasantsy | |
| insurance | assurance | |
| motorcycle | moto | |
| oil | menaka | |
| street | arabe,lalana | |
| to pay | mandoa vola | |
| traffic | circulation | |
| trip | dia | |
| per day | isan'andro | |
| per week | isan-kerinandro | |
| per month | isan-volana,isan'bolona | |
| I am lost | Very aho | |
| It is not far | Tsy lavitra io | |
| Go back | Miverena | |
| across | eo am-pita | |
| behind | eo am-badika | |
| east | atsinanana | |
| left | ankavia | |
| north | avaratra | |
| right | ankavanana | |
| south | atsimo | |
| straight | mahitsy be | |
| west | andreafana | |
| village or city | tanana | |
| car | taomobily | |
| learning | fianarana |