Malagasy words for shopping
Malagasy to English Dictionary: Words, phrases, translations: Introductions | Food | Accommodations | Travel | Communications | Shopping | Money | Health | Bureaucracy | Weather | Nature | Animals | Plants | Politics | Emergency | Time | Measures | Numbers
| Where can I find a [X]? | Aiza no mety misy [X]? | |
| Where is the market? | Aiza no misy ny tsena? | |
| Where is the nearest [X]? | Aiza ny [X] akaiky indrindra? | |
| Could you show me some [X]? | Afaka mampiseho [X] ahy ve ianao? | |
| Do you have a [X]? | Misy [X] ve? | |
| Do you have anything bigger/smaller? | Misy lehibebe/kelikely noho ity ve? | |
| Do you have a different color? | Misy loko hafa ve? | |
| Do you have more? | Mbola misy hafa ve? | |
| I would like to buy this | Tiako vidiana ity | |
| How much is this/that? | Ohatrinona ity/iry e? | |
| That is too expensive | Lafo be izany | |
| How about [X]? (where X is a lower price) | Mety [X] ve? | |
| What is your last price? | Ohatrinona ny farany? | |
| That is my very last price | Izay mihitsy ny farany? | |
| That is still to expensive for me | Mbola lafo amiko izany | |
| I will take it for [X] | Hoentiko raha [X] | |
| Thank you, good-bye | Misaotra ary fa veolma | |
| bakery | mpivarotra mofo | |
| bookstore | fivarotam-boky | |
| butcher | fivarotam-kena | |
| clothing store | fivarotam-akanjo | |
| florist | mpivaro-boninkazo | |
| pharmacy | farmasia | |
| souvenir shop | mpivarotra sovenira | |
| bag/basket | harona | |
| belt | fehikibo | |
| books | boky | |
| box | boaty | |
| flower | voninkazo | |
| hat | satroka | |
| leather | hoditra | |
| metal | vy | |
| pants | pataloha | |
| pottery | tefy tanimanga | |
| ring | petratra | |
| shirt | lobaka | |
| shoes | kiraro | |
| souvenirs | fahatsiarovana | |
| stone | vato | |
| t-shirt | t-shirt | |
| watch | famantaranandro |