| Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening | | Manahoana |
| Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening | | Manakory |
| Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening | | Akory |
| Fine, thank you. | | Tsara fa misaotra |
| Welcome! | | Tonga sao! |
| Good-bye | | Veloma |
| Bon voyage | | Soava dia! |
| See you! | | Mandra-pihaona! |
| Please | | Asafady |
| Thank you | | Misaotra |
| You're welcome | | Tsy misy fisaorana |
| Excuse me | | Azafady kely e! |
| Help | | Vonjeo |
| Could you help me please? | | Afaka manampy ahy ve ianao |
| Do you speak English? | | Miteny anglisy ve ianao |
| Do you speak Malagasy? | | Miteny gasy ve ianao |
| I do not speak Malagasy | | Tsy mahay miteny gasy aho |
| I do not speak English | | Tsy mahay miteny anglisy aho |
| I understand a little | | Mahazo kely aho |
| Nice to meet you | | Faly mahalala anao |
| Yes | | Eny |
| No | | Tsia |
| I am sorry | | Miala tsiny aho |
| My name is [NAME] | | {NAME] no anarako |
| What is your name? | | Iza no anaranao |
| Polite form of address. Finish greetings with tompoko | | |
| my/your family | | ny fianahaviako/ny fianahavianao |
| my/your friend | | ny namako/ny namanao |
| my/your husband/wife | | ny vadiko/ny vadinao |
| my/your children | | ny zanako/ny zanakao |
| my/your daughter | | ny zanako vavy/ny zanakao vavy |
| my/your son | | ny zanako lahy/ny zanakao lahy |
| my/your father | | ny raiko/ny rainao |
| my/your mother | | ny reniko/ny reninao |
| my/your parents | | ny ray aman-dreniko/ny ray aman-dreninao |
| my/your grandparents | | ny raibe sy renibeko/ny raibe sy renibenao |
| my/your brother (brother of a man) | | ny rahalahiko/ny rahalahinao |
| my/your brother (brother of a woman) | | ny anadahiko/ny anadahinao |
| my/your sister (sister of a man) | | ny rahavaviko/ny rahavavinao |
| my/your sister (sister of a woman) | | ny anabaviko/ny anabavinao |
| my/your cousin (male) | | ny cousin-ako/ny cousin-anao |
| my/your cousin (female) | | ny cousine-ako/ny cousine-anao |
| What is your occupation? | | Inona no asanao? |
| I am a [JOB] | | [JOB] aho |
| business person | | mpanao afera |
| doctor | | dokotera |
| journalist | | mpanao gazety |
| scientist | | mpikaroka |
| student | | mpianatra |
| teacher | | mpampianatra |
| How old are you? | | Firy taona ianao? |
| I am [AGE] years old. | | [AGE] taona aho (see "Numbers" section) |
| Where are you from? | | Avy aiza ianao? |
| Where do you live? | | Aiza ianao no mipetraka? |
| I am from [PLACE] | | Avy any [PLACE] aho |
| I live in [PLACE] | | Any [PLACE] aho no mipetraka |
| Australia | | Aostralia |
| England | | Angletera |
| France | | Frantsa |
| Germany | | Alemaina |
| the United States | | Amerika |
| Are you married? | | Manambady ve ianao? |
| I am [STATUS] | | [STATUS] aho |
| single | | tsy mbola manambady |
| married | | manambady |
| divorced | | nisaraka |
| I have children/child | | Manan-janaka aho |
| Happy birthday | | Bon anniversaire |
| Congratulations! | | Arahabaina! |