| | |
| ENGLISH | | MALAGASY |
| Introductions | | |
| | |
| Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening | | Manahoana |
| Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening | | Manakory |
| Hello; How are you?, Good morning/afternoon/evening | | Akory |
| Fine, thank you. | | Tsara fa misaotra |
| Welcome! | | Tonga sao! |
| Good-bye | | Veloma |
| Bon voyage | | Soava dia! |
| See you! | | Mandra-pihaona! |
| Please | | Asafady |
| Thank you | | Misaotra |
| You're welcome | | Tsy misy fisaorana |
| Excuse me | | Azafady kely e! |
| Help | | Vonjeo |
| Could you help me please? | | Afaka manampy ahy ve ianao |
| Do you speak English? | | Miteny anglisy ve ianao |
| Do you speak Malagasy? | | Miteny gasy ve ianao |
| I do not speak Malagasy | | Tsy mahay miteny gasy aho |
| I do not speak English | | Tsy mahay miteny anglisy aho |
| I understand a little | | Mahazo kely aho |
| Nice to meet you | | Faly mahalala anao |
| Yes | | Eny |
| No | | Tsia |
| I am sorry | | Miala tsiny aho |
| My name is [NAME] | | {NAME] no anarako |
| What is your name? | | Iza no anaranao |
| Polite form of address. Finish greetings with tompoko | | |
| my/your family | | ny fianahaviako/ny fianahavianao |
| my/your friend | | ny namako/ny namanao |
| my/your husband/wife | | ny vadiko/ny vadinao |
| my/your children | | ny zanako/ny zanakao |
| my/your daughter | | ny zanako vavy/ny zanakao vavy |
| my/your son | | ny zanako lahy/ny zanakao lahy |
| my/your father | | ny raiko/ny rainao |
| my/your mother | | ny reniko/ny reninao |
| my/your parents | | ny ray aman-dreniko/ny ray aman-dreninao |
| my/your grandparents | | ny raibe sy renibeko/ny raibe sy renibenao |
| my/your brother (brother of a man) | | ny rahalahiko/ny rahalahinao |
| my/your brother (brother of a woman) | | ny anadahiko/ny anadahinao |
| my/your sister (sister of a man) | | ny rahavaviko/ny rahavavinao |
| my/your sister (sister of a woman) | | ny anabaviko/ny anabavinao |
| my/your cousin (male) | | ny cousin-ako/ny cousin-anao |
| my/your cousin (female) | | ny cousine-ako/ny cousine-anao |
| What is your occupation? | | Inona no asanao? |
| I am a [JOB] | | [JOB] aho |
| business person | | mpanao afera |
| doctor | | dokotera |
| journalist | | mpanao gazety |
| scientist | | mpikaroka |
| student | | mpianatra |
| teacher | | mpampianatra |
| How old are you? | | Firy taona ianao? |
| I am [AGE] years old. | | [AGE] taona aho (see "Numbers" section) |
| Where are you from? | | Avy aiza ianao? |
| Where do you live? | | Aiza ianao no mipetraka? |
| I am from [PLACE] | | Avy any [PLACE] aho |
| I live in [PLACE] | | Any [PLACE] aho no mipetraka |
| Australia | | Aostralia |
| England | | Angletera |
| France | | Frantsa |
| Germany | | Alemaina |
| the United States | | Amerika |
| Are you married? | | Manambady ve ianao? |
| I am [STATUS] | | [STATUS] aho |
| single | | tsy mbola manambady |
| married | | manambady |
| divorced | | nisaraka |
| I have children/child | | Manan-janaka aho |
| Happy birthday | | Bon anniversaire |
| Congratulations! | | Arahabaina! |
| | |
| Food | | |
| | |
| Bon appetit | | Mazotoa homana |
| hot curry made with cabbage and carrots | | lasary |
| Do you have [FOOD]? | | Misy [FOOD] ve? |
| We don't have [FOOD] | | Tsy manana [FOOD] izahay |
| The menu please | | Latabatra iray, azafady |
| I am thirsty | | Mangetaheta aho |
| I am hungry | | Noana aho |
| We are thirsty | | Mangetaheta izahay |
| We are hungry | | Noana izahay |
| Can I order some more [FOOD]? | | Afaka mbola mikomandy [FOOD] aho ve |
| What is this? | | Inona ity? |
| That's all, thanks. | | Izay fa misaotra |
| That was delicious | | Natsiro be |
| I am full | | Voky aho |
| Check please | | Ny addition, azafady |
| Where is the toilet? | | Aiza ny trano fivoahana? |
| a glass | | vera |
| a glass of water | | rano iray vera |
| a bottle of water | | rano amin'ny tavoahangy |
| a bottle | | tavoahangy |
| a cup | | kaopy |
| a cup of tea | | dite iray kaopy |
| a cup of coffee | | kafe iray kaopy |
| the bill | | addition |
| the receipt | | re�u |
| salt | | sira |
| sugar | | siramamy |
| pepper | | poavra |
| cold | | mangatsiaka |
| good | | tsara |
| delicious | | matsiro |
| bad | | ratsy |
| bad-tasting | | ratsy tsiro |
| hot | | mamay |
| spicy | | masiaka |
| ripe | | masaka |
| to eat | | misakafo |
| to cook | | mahandro |
| meals | | sakafo |
| knife | | antsy |
| spoon | | sotro |
| fork | | forsety |
| Breakfast | | |
| bread | | mofo |
| butter | | dibera |
| jam | | confiture |
| eggs | | atody |
| milk | | ronono |
| Lunch and Dinner | | |
| beans | | tsaramaso |
| fried smoked beef | | kitoza |
| beef | | hen'omby |
| beef and vegetable stew | | romazava |
| cabbage | | laisoa |
| crab | | crabe |
| dessert | | desera |
| dinner | | sakafo hariva |
| duck | | gana |
| fish | | trondro |
| French fries | | frites |
| fruit | | voankazo |
| lobster | | homard |
| lunch | | sakafo atoandro |
| meat | | hena |
| noodles | | paty |
| pork | | hena kisoa |
| pork stew with manioc greens | | ravitoto |
| poultry | | vorona |
| potato | | ovy |
| rice | | vary |
| salad | | salady |
| sauce | | saosy |
| sausage | | saosisy |
| seafood | | hazan-drano |
| soup | | lasopy |
| steak | | bifteka |
| vegetables | | legumes |
| vegetable soup | | lasopy legumes |
| drinks | | |
| apple juice | | jus de pomme |
| beer | | labiera |
| coffee | | kafe |
| coke | | coca |
| fruit juice | | jus de fruits |
| hot chocolate | | kakao |
| orange juice | | jus d'orange, ranom-boasary |
| milk | | ronono |
| mineral water | | eau minerale |
| tea | | dite |
| rum | | raoma |
| wine | | divay |
| white wine | | divay fotsy |
| red wine | | divay mena |
| water | | rano |
| | |
| Accommodations | | |
| | |
| hotel | | hotely |
| room | | efitra |
| bungalow | | bungalow |
| campground | | toerana filasina |
| Can we camp here? | | Afaka milasy eto ve? |
| Can you take me to the [NAME] hotel? | | Afaka mitondra ahy amin'ny hotely [NAME] ve ianao? |
| Where is [OBJECT]? | | Aiza no misy [OBJECT] |
| A good hotel | | hotely tsara |
| A cheap hotel | | hotely mora |
| A nearby hotel | | hotely akaiky |
| Is it safe to camp here? | | Atokisana ve ny milasy eto? |
| How long can we stay here | | Hafiriana no azo ijanonana eto? |
| Can you watch over this place tonight? | | Afaka miambina ity toerana ity ve ianao anio alina? |
| Is there drinking water? | | Misy rano fisotro ve eto? |
| Can we light a fire? | | Afaka mampirehitra afo ve? |
| Do you have any rooms available? | | Mbola misy efitra ve? |
| I would like a room with a bathroom. | | Mila efitra misy fandroana aho |
| hot water | | rano mafana |
| electricity | | jiro |
| How much is it per day? | | Ohatrinona isan'indro? |
| How long will you be staying? | | Haharitra hafiriana ianaero? |
| [NUMBER] days | | [NUMBER] andro |
| week | | herinandro |
| Sorry, we are full | | Miala tsiny fa efa feno izahay |
| Can I have a key to my room? | | Aiza ny efitro e? |
| Do you take credit cards? | | Mandray carte de credit ve ianareo? |
| backpack | | sac a dos |
| bathroom | | fandroana |
| bed | | fandriana |
| blanket | | bodofotsy |
| candle | | labozia |
| chair | | seza |
| clean | | madio |
| clean sheets | | dra madio |
| dirty | | maloto |
| drinking water | | rano fisotro |
| key | | lakile |
| lamp/light | | jiro |
| mosquito net | | voaly aro moka |
| noisy | | mitabataba |
| pillow | | ondana |
| plug | | prizy |
| quiet | | mangina |
| room number | | nimeraon'ny efitra |
| rope | | tady |
| sheet | | lamba |
| shower | | fandraoana |
| sleep | | matory |
| soap | | savony |
| swim | | milomano |
| table | | latabatra |
| tent | | trano lay |
| toilet paper | | papier hygienique |
| towel | | servieta |
| | |
| Travel | | |
| | |
| Where can I take the plane to [DESTINATION]? | | Aiza ny fakana ny raoplanina mankany [DESTINATION]? |
| The plane/boat/bus is delayed | | Tara ny raoplanina/sambo/bus |
| The plane/boat/bus is canceled | | Tsy mandeha ny raoplanina/sambo/bus |
| I want to go to [DESTINATION] | | Saika ho eny [DESTINATION] aho |
| I want a ticket to [DESTINATION] | | Bie mankany [DESTINATION] iray. |
| One-way ticket | | Bie mandroso |
| Return ticket | | Bie mandroso sy miverina |
| How long does the trip take? | | Maharitra haririana ny mankany [DESTINATION]? |
| flight | | vol |
| domestic flight | | vol interieur |
| Is there a flight to [DESTINATION] today? | | Misy raoplanina mankany [DESTINATION] ve anio? |
| When is the next flight to [DESTINATION]? | | Rahoviana ny raoplanina manaraka mankany [DESTINATION]? |
| Taxi fare (always ask the fare before getting in] | | saran-dalana,frais ana taxi |
| I am going to [DESTINATION] | | Ho eny [DESTINATION] aho |
| How long will it take? | | Adiny firy ny mankany? |
| How much does it cost? | | Ohatrinona ny mankany? |
| Have you got change? | | Manana madinika ve ianao? |
| Where do you want to go? | | Aiza no tianao aleha? |
| I would like to go to [DESTINATION] | | Saika ho eny [DESTINATION] aho |
| I would like to see the [DESTINATION] | | Te-hahita ny [DESTINATION] aho |
| Where is the [DESTINATION]? | | Aiza no misy ny [DESTINATION]? |
| How much is the entrance fee? | | Ohatrinona ny fidirana? |
| When can I visit the [DESTINATION]? | | Rahoviana no azo jerena ny [DESTINATION]? |
| I would like to go into the forest | | Te ho any an'ala aho |
| I would like to visit a nature reserve | | Te ho any amin'ny reserves naturellets aho |
| I would like to go to the beach | | Te ho any amoron-dranomasina aho |
| Is it far from here? | | Lavitra eto ve izany? |
| Can we walk there? | | Tonga tongotra ve any? |
| I would like to go for a walk. | | Te-hitsangatsangana aho |
| How do I get to [DESTINATION]? | | Ahoana no hahatongavako any [DESTINATION]? |
| beach | | amoron-dranomasina |
| bridge | | tetezana |
| building | | trano |
| church | | fianagonana |
| city center | | ville |
| coast | | amorontsiraka |
| garden | | zaridaina |
| guide | | gida |
| hospital | | hopitaly |
| island | | nosy |
| lake | | lac |
| market | | tsena |
| mountain | | tendrombohitra |
| museum | | musee |
| river | | renirano |
| school | | fianarana |
| sea | | ranomasina |
| tomb | | fasana |
| university | | oniversite |
| village | | ambanivohitra |
| waterfall | | riana |
| zoo | | zoo |
| car | | fiara,fiarakodia,tomobilina |
| deposit | | avansa |
| gas | | lasantsy |
| insurance | | assurance |
| motorcycle | | moto |
| oil | | menaka |
| street | | arabe,lalana |
| to pay | | mandoa vola |
| traffic | | circulation |
| trip | | dia |
| per day | | isan'andro |
| per week | | isan-kerinandro |
| per month | | isan-volana |
| I am lost | | Very aho |
| It is not far | | Tsy lavitra io |
| Go back | | Miverena |
| across | | eo am-pita |
| behind | | eo am-badika |
| east | | atsinanana |
| left | | ankavia |
| north | | avaratra |
| right | | ankavanana |
| south | | atsimo |
| straight | | mahitsy be |
| west | | andreafana |
| | |
| Communications | | |
| | |
| I would like to make a phone call | | Saika hiantso telefaonina aho |
| How much does a phone call to [PLACE] cost? | | Ohatrinona ny miantso telefaonina any [PLACE]? |
| Where is a nearby post office? | | Aiza ny paositra akaiky eto? |
| Where is the mail box? | | Aiza ny fandrotsahana taratasy? |
| How much does it cost to send this to [PLACE]? | | Ohatrinona ny mandefa an'ity any [PLACE]? |
| I would like to send a letter/postcard. | | Saika handefa ny taratasy/karta aho |
| Where can I find an internet connection? | | Aiza no mety ahazoaka mampiasa Internet? |
| Where can I send out email? | | Aiza no azoko andefasana email? |
| airmail | | par avion |
| envelope | | valopy |
| fax | | fax |
| stamp | | tambra,hajia |
| telephone | | telefaonina |
| to send | | mandefa |
| | |
| Shopping | | |
| | |
| Where can I find a [X]? | | Aiza no mety misy [X]? |
| Where is the market? | | Aiza no misy ny tsena? |
| Where is the nearest [X]? | | Aiza ny [X] akaiky indrindra? |
| Could you show me some [X]? | | Afaka mampiseho [X] ahy ve ianao? |
| Do you have a [X]? | | Misy [X] ve? |
| Do you have anything bigger/smaller? | | Misy lehibebe/kelikely noho ity ve? |
| Do you have a different color? | | Misy loko hafa ve? |
| Do you have more? | | Mbola misy hafa ve? |
| I would like to buy this | | Tiako vidiana ity |
| How much is this/that? | | Ohatrinona ity/iry e? |
| That is too expensive | | Lafo be izany |
| How about [X]? (where X is a lower price) | | Mety [X] ve? |
| What is your last price? | | Ohatrinona ny farany? |
| That is my very last price | | Izay mihitsy ny farany? |
| That is still to expensive for me | | Mbola lafo amiko izany |
| I will take it for [X] | | Hoentiko raha [X] |
| Thank you, good-bye | | Misaotra ary fa veolma |
| bakery | | mpivarotra mofo |
| bookstore | | fivarotam-boky |
| butcher | | fivarotam-kena |
| clothing store | | fivarotam-akanjo |
| florist | | mpivaro-boninkazo |
| pharmacy | | farmasia |
| souvenir shop | | mpivarotra sovenira |
| bag/basket | | harona |
| belt | | fehikibo |
| books | | boky |
| box | | boaty |
| flower | | voninkazo |
| hat | | satroka |
| leather | | hoditra |
| metal | | vy |
| pants | | pataloha |
| pottery | | tefy tanimanga |
| ring | | petratra |
| shirt | | lobaka |
| shoes | | kiraro |
| souvenirs | | fahatsiarovana |
| stone | | vato |
| t-shirt | | t-shirt |
| watch | | famantaranandro |
| | |
| Money | | |
| | |
| Where is the nearest bank? | | Aiza ny banky akaiky indrindra eto? |
| Where can I change some money? | | Aiza no afaka manakalo vola? |
| When is the bank open? | | Amin'ny firy banky no misokatra? |
| When does the bank close? | | Amin'ny firy banky no mihidy? |
| I want to change some dollars | | Saika hanakalo dolara aho |
| Can you give me some small change? | | Afaka manome vola madinika ve ianao? |
| What is the exchange rate today? | | Ohatrinona nu cours anio? |
| Your passport please | | Ny pasiparonao azafady |
| amount | | montant |
| bank | | banky |
| cash | | tolo-botsotra |
| cashier | | caisse |
| coins | | vola madinika |
| exchange rate | | cours,sandam-bola |
| dollar | | dolara |
| form | | taratasy fenoina |
| money | | vola madinika |
| payment | | vola |
| signature | | sonia |
| to buy | | mividy |
| to change | | manakalo vola |
| to pay | | mandao vola |
| to sign | | manao sonia |
| to trade | | manao varotra |
| | |
| Health | | |
| | |
| I am sick | | Marary aho |
| My friend is sick | | Marary ny namako |
| I do not feel well | | Tsy metimety aho |
| I need a doctor | | Mila dokotera aho |
| It hurts here | | Eto no marary |
| I have vomitted | | Nandoa aho |
| I feel dizzy | | Fanina aho |
| I cannot sleep | | Tsy mahita tosy aho |
| I cannot eat | | Tsy mahinan-kanina aho |
| I have a cold | | Voan'ny gripa aho |
| I have a temperature | | Mamay aho |
| I have a broken leg | | Tapaka ny tongotro |
| I have diarrhea | | Mivalana aho |
| Which pharmacy is open tonight? | | Farmasia iza no misokatra anio alina? |
| I need medication for [x] | | Mila fanafodt [x] aho |
| How long do I take this medication? | | Hafiriana no hihinanako ity fanafody ity? |
| You have an infection | | Misy infection ianao |
| Take this medication | | Mihini ity fanafody ity ianao |
| AIDS | | SIDA |
| bacteria | | bakteria |
| cramps | | krampy |
| diarrhea | | fivalanana |
| fever | | tazo |
| flu | | gripa |
| heart attack | | crise cardiaque |
| hepatitis | | heptita |
| infection | | infection |
| infectious | | mifindra |
| malaria | | malaria |
| parasite | | parazita |
| stomach ache | | aretim-bavony |
| ankle | | kitrokely |
| arm | | sandry |
| back | | lamosina |
| blood | | ra |
| body | | vatana |
| bone | | taolana |
| brain | | ant-doha |
| breast | | nono |
| chest | | tratra |
| ear | | sofina |
| elbow | | kiho |
| eye | | maso |
| face | | tarehy |
| finger | | rantsana |
| foot | | tongotra |
| hair | | volo |
| hand | | tanana |
| head | | loha |
| heart | | fo |
| heel | | faladia |
| intestine | | tsinay |
| jaw | | hihy |
| knee | | lohalika |
| leg | | tongotra |
| lip | | molotra |
| liver | | aty |
| lung | | avokavoka |
| mouth | | vava |
| nail | | hoho |
| neck | | atoka |
| nose | | orona |
| ribs | | taolan-tehezana |
| shoulders | | soroka |
| skin | | hoditra |
| stomach | | vavony |
| throat | | tenda |
| thumb | | ankihibe |
| toe | | rantsan-tongotra |
| tongue | | lela |
| tooth | | nify |
| vein | | lalan-dra |
| wrist | | valahana |
| anesthetic | | anestezia |
| antibiotics | | antibiotika |
| antidote | | ody poizina |
| aspirin | | aspirinina |
| band-aid | | sparadrap |
| cotton wool | | vovo |
| injection | | tsindrona |
| medication | | fanafody |
| pills | | pila |
| syringe | | tsindrona |
| thermometer | | termometatra |
| tranquilizer | | calmant |
| vitamin | | vitaminina |
| | |
| Bureaucracy | | |
| | |
| Can you fill out this form please? | | Fenoy kefy ity azafady? |
| What is your name? | | Iza no anaranao? |
| My name is [NAME] | | [NAME] no anarako |
| When were you born? | | Oviana ianao no teraka? |
| I was born in [PLACE] | | Teraka tamin'ny [PLACE] aho |
| Where do you come from? | | Avy aiza ianao? |
| I come from [PLACE] | | Avy any [PLACE] aho. |
| How long are you staying in Madagascar? | | Hafiriana no hijanonanao eto Madagasikara? |
| I am staying in Madagascar for [#] days/weeks/months | | Mijanona [#] andro/herinandro/volana eto Madagasikara aho. |
| Are you here for business or vacation? | | Hiasa eto ianao sa haka rivotra? |
| Is there anything we should pay particular attention to? | | Misy zavatra tokony hotandremanay manokana ve? |
| Please sign here | | Soniavo eto azafady |
| Where's [X]'s office? | | Aiza ny biraoni'I [X] |
| application form | | taratasy fangatahana |
| surname | | anarana |
| first name | | fanampin anarana |
| date of birth | | daty nahaterahana |
| place of birth | | toerana nahaterahana |
| male/female | | lahy/vavy |
| married/single | | manambady/tsy manambady |
| profession | | asa |
| address | | adiresy |
| nationality | | fihaviana |
| reason for travel | | anton-dia |
| business | | raharaha |
| tourism | | fizahan-tany |
| date of arrival | | daty nahatongavana |
| date of departure | | daty hiverenana |
| passport | | pasipaoro |
| passport number | | nimeraon'ny pasipaoro |
| passport photograph | | sary tapaka |
| a copy of | | kopian'ny |
| valid | | manan-kery |
| visa | | visa |
| agriculture | | fambolena |
| defense | | fiarovana |
| education | | fampianarana |
| health | | fahasalamana |
| justice | | fitsarana |
| transport | | fitaterana |
| water and forests | | rano sy ala |
| | |
| Weather | | |
| | |
| How is the weather? | | Mahahoana ny andro? |
| What will the weather be like tomorrow? | | Hanao ahoana ny andro rahampitso? |
| The weather is bad | | Ratsy ny andro |
| The weather is beautiful | | Tsara ny andro |
| There is lightning | | Mitselatra |
| It is very cold | | Mangatsiaka be ny andro |
| It is very hot | | Mafana be ny andro |
| It is [#] degrees | | [#] degre |
| It is cloudy | | Mandrahona ny andro |
| It is foggy | | Manjavona ny andro |
| It is raining | | Avy ny orana |
| It is going to rain | | Ho any ny orana |
| cloudy | | mandrahona |
| cold | | mangatsiaka |
| flood | | tondra-drano |
| hail | | avandra |
| lightning | | tselatra |
| rain | | orana |
| thundershower | | oram-baratra |
| warm | | mamay |
| | |
| Nature | | |
| | |
| What is this? | | Inona ity? |
| I would like to see [X] | | Te-hahita [X] aho |
| It is a [X] | | [x] io |
| Is it poisonous? | | Misy poizina ve io? |
| Is it dangerous to touch? | | Mampidi-doza ve ny mikasika an'io? |
| Do you see that? | | Hitanao ve io? |
| Do you hear that? | | Henanao ve izany? |
| I would like to climb/hike it | | Te-hananika an'io aho |
| I would like to swim/walk | | Te-hilomano/handehandeha aho |
| air | | rivotra |
| animal | | biby |
| brook | | renirano kely |
| cloud | | rahona |
| cyclone | | rivo-doza |
| desert | | efitra |
| dust | | vovoka |
| earthquake | | horohoron-tany |
| fire | | afo |
| flower | | voninkazo |
| forest | | ala |
| full moon | | diavolana |
| hail | | avandra |
| hill | | havoana |
| field | | tanim-boly |
| meadow | | fahitra |
| moon | | volana |
| mud | | fotaka |
| ocean | | oseanina |
| palm tree | | palmie |
| palnts | | zava-maniry |
| river | | renirano |
| sand | | fasika |
| sky | | lanitra |
| smoke | | setroka |
| star | | kintana |
| storm | | tafio-drivotra |
| sun | | masoandro |
| sunrise | | fiposahan'ny masoandro |
| sunset | | fodian'ny masoandro |
| sunshine | | tana-masoandro |
| thunder | | kotro-baratra |
| tree | | hazo |
| valley | | lohasaha |
| view | | izay tazana |
| waterfall | | riana |
| wind | | rivotra |
| | |
| Animals | | |
| | |
| ant | | vitsika |
| bee | | tantely |
| bird | | vorona |
| butterfly | | lolo |
| cat | | saka |
| caterpillar | | fanday |
| chicken | | akoho |
| cockroach | | kadradraka |
| cow | | omby |
| crocodile | | voay |
| dog | | alika |
| donkey | | ampondra |
| eagle | | voromahery |
| eel | | amalona |
| fish | | trondro |
| flea | | parasy |
| fly | | lalitra |
| frog | | sahona |
| gecko | | tanafisaka |
| horse | | soavaly |
| insect | | bibikely |
| lemur | | gidro |
| mosquito | | moka |
| mouse/rat | | voalavo |
| snail | | sifotra |
| snake | | bibilava |
| spider | | ala |
| turtle | | sokatra |
| wasp | | fanenitra |
| worm | | kankana |
| | |
| Plants | | |
| | |
| aloe | | vahona |
| bamboo | | bambo |
| baobab | | baobaba |
| bougainvillea | | laingomena |
| branch | | rantsan-kazo |
| coconut | | koko |
| cotton | | landihazo |
| ginger | | sakamalaho |
| grass | | bozaka |
| maize | | katsaka |
| mushroom | | olatra |
| orchid | | orkide |
| pepper | | dipoavatra |
| stem | | taho |
| thorn | | tsilo |
| | |
| Politics | | |
| | |
| aid | | fanampiana |
| to arrest | | misambotra |
| charity | | fiantrana |
| civil rights | | zo |
| constitution | | lalam-panorenana |
| corruption | | fandraisana tsolotra |
| court | | fitsarana |
| crime | | heloka |
| criminal | | meloka |
| debt | | trosa |
| election | | fifidianana |
| embassy | | ambasady |
| free | | afaka |
| freedom | | fahafahana |
| government | | governemanta |
| independence | | fahaleovan-tena |
| judge | | mpitsara |
| killer | | mpamono olona |
| law | | lalana |
| lawyer | | mpanao lalana |
| leader | | mpitarika |
| majority | | ny maro an'isa |
| meeting | | fivoriana |
| newspaper | | gazety |
| opposition | | mpanohitra |
| peace | | fandriam-pahalemana |
| political party | | antoko politika |
| politics | | politika |
| president | | prezida |
| prison | | figadrana |
| protest | | fanoherana |
| revolution | | revolisiona |
| robbery | | fandrobana |
| theft | | halatra |
| vote | | mandatsa-bato |
| | |
| Emergency | | |
| | |
| There has been an accident | | Misy aksida atsy |
| Does anyone speak English | | Misy miteny anglisy ve? |
| Can you help me? | | Afaka manampy ahy ve ianao? |
| Can you deal with the injured passengers? | | Afaka mikarakara ireo maratra ve ianao? |
| Can you call the police? | | Afaka miantso polisy ve ianao? |
| Can you call a doctor? | | Afaka miantso dokotera ve ianao? |
| Take me to the nearest hospital | | Ento amin'ny hopitaly akaiky indrindra aho |
| Take me to a doctor | | Ento dokotera aho |
| I am hurt | | Maratra aho |
| I am ill | | Marary aho |
| Can you show me your ID? | | Asehoy ahy kely ny kara-panondronao? |
| Where is the nearest gas station? | | Aiza ny mpivarotra lasantsy akaiky eto? |
| Our car is stuck | | Mihitsoka ny fiaranay |
| gasoline | | lasantsy |
| tire | | pone |
| seat | | seza |
| Help! | | Vonjeo! |
| Call the police! | | Miantsoa polisy |
| Where is the police station? | | Aiza by biraon'ny polisy aho? |
| I am lost | | Very aho |
| I want to contact my embassy | | Mila miresaka amin'ny ny ambasadiko aho |
| I need an interpreter | | Mila mpandika teny aho |
| My [X] has been stolen | | Nisy nangalatra ny [X] ko |
| I lost my [X] | | Very ny [X] ko |
| I have been robbed | | Nisy nanendaka aho |
| I did not do that | | Tsy nanao izany aho |
| I need a lawyer | | Mila avocat aho |
| bag | | paoketra |
| camera | | fakan-tsary |
| documents | | taratasy |
| eyeglasses | | solomaso |
| ID | | kara-panondro |
| key | | lakile |
| lost | | very |
| money | | vola |
| pickpocket | | mpangaro-paosy |
| stolen | | nisy nangalatra |
| theif | | mpangalatra |
| wallet | | porte-feuille |
| watch | | famantaranandro |
| | |
| Time | | |
| | |
| I am late | | Tara aho |
| I am in a hurry | | Maika aho |
| What time is it? | | Amin'ny firy izao? |
| At what time? | | Amin'ny firy? |
| It is two o'clock | | Amin ny roa |
| It is 2:05 | | Amin ny roa sy dimy |
| It is 2:30 | | Amin'ny roa sy sasany |
| It is 2:45 | | Amin'ny telo latsaka fahefany |
| It Is 2:55 | | Amin'ny telo latsaka dimy |
| When (in the future) | | Rahoviana? |
| When (in the past)? | | Oviana? |
| afternoon | | hariva |
| appointment | | fotoana vonjena |
| day | | andro |
| evening | | folakandro |
| hour | | ora |
| in a few days | | afaka andro vitsivitsy |
| in the morning | | amin'ny maraina |
| in the evening | | amin'ny hariva |
| in the night | | amin ny alina |
| at nooon | | amin'ny atoandro |
| last week | | tamin'ny herinandro |
| last month | | tamin'ny iray volana lasa |
| last year | | tamin'ny herintaona |
| midnight | | sasak'alina |
| minute | | minitra |
| month | | volana |
| morning | | maraina |
| next week | | amin'ny herinandro |
| next month | | amin'ny volana ambony |
| next year | | amin'ny herintaona |
| night | | alina |
| noon | | atoandro |
| now | | izao |
| second | | segondra |
| the day after tomorrow | | rahafakampitso |
| this morning | | anio maraina |
| this week | | amin'ity herinandro ity |
| today | | anio |
| tomorrow | | rahampitso |
| yesterday | | omaly |
| Monday | | alatsinainy |
| Tuesday | | talata |
| Wednesday | | alarobia |
| Thursday | | alakamisy |
| Friday | | zoma |
| Saturday | | asabotsy |
| Sunday | | alahady |
| | |
| Measures | | |
| | |
| How deep is it? | | Firy metatra ny halaliny? |
| How wide is it? | | Firy metatra ny sakany? |
| How heavy is it? | | Firy kilao? |
| gram | | grama |
| kilogram | | kilagrama |
| heavy | | mavesatra |
| light | | maivana |
| liter | | litatra |
| centimeter | | santimetatra |
| meter | | metatra |
| kilometer | | kilometatra |
| | |
| Colors | | |
| | |
| What color is this? | | Inono ity loko ity? |
| I do not like this color | | Tsy tiko ity koko ity |
| I like � | | � no tiako |
| I prefer the � one | | � no tiako kokoa |
| Does it come in a different color? | | Misy loko hafa ve ity? |
| black | | mainty |
| blue | | manga |
| brown | | volon-tany |
| color | | loko |
| colorful | | marevaka |
| golden | | mivolom-bolamena |
| gray | | volon-tany |
| green | | maintso |
| orange | | volom-boasary |
| pink | | mavokely |
| purple | | volom-parasy |
| red | | mena |
| white | | fotsy |
| yellow | | mavo |
| | |
| Numbers | | |
| | |
| 0 | | aotra |
| 1 | | iray, iraika |
| 2 | | roa |
| 3 | | telo |
| 4 | | efatra |
| 5 | | dimy |
| 6 | | enina |
| 7 | | fito |
| 8 | | valo |
| 9 | | sivy |
| 10 | | folo |
| 11 | | iraika ambin'ny folo |
| 12 | | roa ambin'ny folo |
| 20 | | roapolo |
| 25 | | dimy amby roapolo |
| 30 | | telopolo |
| 40 | | efapolo |
| 50 | | dimampolo |
| 60 | | enimpolo |
| 70 | | fitopolo |
| 80 | | valopolo |
| 90 | | sivifolo |
| 100 | | zato |
| 101 | | iraika amby zato |
| 105 | | dimy amby zato |
| 200 | | roanjato |
| 300 | | telonjato |
| 400 | | efajato |
| 500 | | dimanjato |
| 600 | | eninjato |
| 700 | | fitonjato |
| 800 | | valonjato |
| 900 | | sivinjato |
| 1000 | | arivo |
| 10000 | | iray alina |
| 100000 | | iray hetsy |
| 1000000 | | iray tapitrisa |